Mitsangana, mihazava (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, sozcyca mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Efa tonga zao ny mazava, tononkira.serasera.org vaovao mahafaly wabjihjw ho ahy sy ho anao
Jesoa kristy tonga ho famonjena, hamonjy izao tontolo izao ô ôô
Jesoa kristy: ilay nandao ny lapandrainy hiara monina amintsika ety
Jesoa kristy: tsy namela antsika irery fa nizara ilay fitiavany
Jesoa kristy ,kristy
‘zay rehetra mandre ny feo ny, manatona fa tiany ianao
Fifaliana sy fitahiana, mameno ny androm-piainanao ô ôô
Jesoa kristy: ‘lay nanolotra ny ainy hamonjeny ireo malalany
Jesoa kristy: fiadanana, zlswo hasambarana ho anao mandrakizay doria
Jesoa kristy; kristy
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mihazava.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 856
Likes : 1 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15