Mitsangana, mihazava (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Efa tonga zao ny mazava, vaovao mahafaly ho ahy sy ho anao
Jesoa kristy tonga ho famonjena, hamonjy swycgcx izao tontolo izao ô ôô
Jesoa vxkyooyj kristy: ilay nandao ny lapandrainy hiara monina amintsika ety
Jesoa kristy: tsy namela antsika irery fa nizara ilay fitiavany
Jesoa tononkira.serasera.org kristy ,kristy
‘zay rehetra mandre ny feo ny, manatona fa tiany ianao
Fifaliana sy fitahiana, bqmyvoo mameno ny androm-piainanao ô ôô
Jesoa kristy: ‘lay nanolotra ny ainy hamonjeny ireo malalany
Jesoa kristy: fiadanana, hasambarana ho anao mandrakizay doria
Jesoa kristy; kristy
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mitsangana, mitsangana mihazava
Mihazava.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 951
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:15