Mino anao (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mino anao izahay Zanahary
Mangataka aminao mba hanjary
Ny eo akaikinao no iriko
hasambarana no mba faniriko

Ny sitrakao no tononkira.serasera.org tiako hanjary
hanafaka anay fa rllfpb mijaly
Miangavy aminao miangavy izahay
miangavy anao zahay ry Ray 

2) Aiza no mba misy Anao
Hanafaka dwkbxmo amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro

Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana gzoc izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Ambohidroa
Vangy : 1070
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412