Mino anao (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mino anao izahay Zanahary
Mangataka aminao mba hanjary
Ny eo akaikinao no iriko
hasambarana no tononkira.serasera.org mba faniriko

Ny sitrakao no tiako hanjary
hanafaka anay fa mijaly
Miangavy aminao miangavy izahay
miangavy vvomizjw anao zahay ry Ray 

2) Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro

Aiza no mba misy bpsiq Anao
Hanafaka xqvlsg amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Ambohidroa
Visites : 1118
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.989