Mino anao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mino anao izahay tononkira.serasera.org Zanahary
Mangataka aminao mba hanjary
Ny eo akaikinao no iriko
hasambarana no mba faniriko
Ny sitrakao no tiako hanjary
hanafaka anay ncneh fa mijaly
Miangavy aminao miangavy izahay
miangavy iwvylekk anao zahay ry Ray
2) Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro
Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io gsei tsy atoandro
Mangataka aminao mba hanjary
Ny eo akaikinao no iriko
hasambarana no mba faniriko
Ny sitrakao no tiako hanjary
hanafaka anay ncneh fa mijaly
Miangavy aminao miangavy izahay
miangavy iwvylekk anao zahay ry Ray
2) Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io tsy atoandro
Aiza no mba misy Anao
Hanafaka amin’izao fianana izao
Ny fiainanay miharatsy isan’andro
Tsy alina io gsei tsy atoandro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1034
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:26
