Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lehibe Jehovah (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bgqcv Lehibe ianao Jehovah ka mendrika ho deraina
Ny fahasoavanao, no naha toy izao ahy
Lehibe ianao Jehovah ka snzs mendrika ho deraina
Ny fitiavanao, maharitra mandrakizay
Ny famonjena vitanao, ny rànao no nilatsaka
Nafoinao ny tenanao
Na dia mpanota tsy mendrika aza, ianao no mgpmpsg nikolo tononkira.serasera.org sy nitaiza
Nodiovinao ‘zahay kafoana ny helokay
Ny talenta izay anananay, dia entinay midera anao
Hasandratray ny feo hosana ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1055
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:37