Lehibe Jehovah (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe ianao Jehovah ka mendrika ho deraina
Ny fahasoavanao, no naha toy izao ahy

Ny fitiavanao, maharitra mandrakizay
Ny famonjena vitanao, ny rànao no nilatsaka
Nafoinao ny tenanao
Na dia mpanota tsy mendrika aza, tononkira.serasera.org ianao jvaopq no nikolo sy nitaiza
Nodiovinao ‘zahay aphkk kafoana ny helokay
Ny talenta izay anananay, dia entinay midera anao
Hasandratray ny feo lrfiejju hosana ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 984
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:37