Lehibe Jehovah (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe ianao Jehovah ka mendrika ho deraina
Ny fahasoavanao, no naha toy izao ahy
Lehibe ianao Jehovah ka mendrika ho deraina
Ny fitiavanao, maharitra nsirnu mandrakizay
Ny famonjena vitanao, ny xberuiqo rànao no nilatsaka
Nafoinao ny tenanao
Na dia mpanota tsy mendrika aza, bqggnxr ianao no nikolo sy nitaiza
Nodiovinao ‘zahay kafoana ny helokay
Ny talenta izay anananay, dia entinay midera tononkira.serasera.org anao
Hasandratray ny feo hosana ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1054
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:37