Injany misy feo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany misy feo izay miantso avy any cipw an’efitra
Amboary ataovy mahitsy ny lalan’I Jesoa
Iay manery anao zgdizfd hanadino sy tononkira.serasera.org hapandefitra
Ireo filibana fanao taloha
Ireo mpanalalana no efa indro manaitra anao
Tsy horesin-tory na koa variana amin’ny kilalao
Fa jehova anie dia ho tonga amin’ny andro tsy fantatra, mocggb
tsy mba mapandre toa mpangalatra
Koa ny fomba ratsy izay zary tonga sakaizanao
Halaviro ataovy toy ireny fasam-bao
Fa satana koa tsy mijanona mihazakazaka
Sy misintona ho any an-davaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 831
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16