Injany misy feo (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany misy feo izay miantso avy any an’efitra
Amboary ataovy mahitsy ny lalan’I Jesoa
Iay manery anao hanadino sy hapandefitra
Ireo filibana fanao taloha

Ireo mpanalalana no efa indro manaitra anao
Tsy horesin-tory na koa variana amin’ny kilalao
Fa jehova anie dia ho tonga amin’ny andro ffzcp tsy fantatra,
tsy mba mapandre toa mpangalatra
Koa ndviuuux ny fomba ratsy izay tononkira.serasera.org zary tonga sakaizanao
Halaviro ataovy toy ireny fasam-bao
Fa satana koa tsy mijanona logto mihazakazaka
Sy misintona ho any an-davaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Ambohidroa
Hits : 777
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1996