Injany misy feo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany misy feo izay miantso avy any mjcw an’efitra
Amboary ataovy mahitsy ny lalan’I Jesoa
Iay manery ktlod anao hanadino sy hapandefitra
Ireo filibana tononkira.serasera.org fanao taloha
Ireo mpanalalana no efa indro manaitra anao
Tsy horesin-tory na koa variana amin’ny kilalao
Fa jehova anie dia ho tonga amin’ny andro tsy zfqryd fantatra,
tsy mba mapandre toa mpangalatra
Koa ny fomba ratsy izay zary tonga sakaizanao
Halaviro ataovy toy ireny fasam-bao
Fa satana koa tsy mijanona mihazakazaka
Sy misintona ho any an-davaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 884
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:16