Hiriko raha ianao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako anao, Olona tsy ahoana tsy ahoana
Ny fiheverana tononkira.serasera.org anao, Dia olon’ olom-poana
Toa hoe tsy manan-tanjona, Tsy nfhoter vonona hibanjina
Mihaotra ny hijoro, matahotra ny hikoro
Nefa ny fihevitra, Dia maha-talanjona
Hiriko raha ianao, no hizara ny hafatra
Indrindra hoan’ireo, tsy mahafantatra
Ho an’ireo tsy mino, sy minia manadino
tsy mahalala akory ny fandriky fyws satana
Koa ny herinao ry Tompo, No angatahana hiasa
Mba hahafan’izy ireo, mijoro hamita ny asa
Dia ny jibit hitory sy anambara, ny filazantsara
Mba tsy ho very, Na hijanona ho tantara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 994
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 18:56