Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiriko raha ianao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako anao, Olona tsy ahoana egpo tsy ahoana
Ny fiheverana anao, Dia olon’ olom-poana
Toa hoe tsy manan-tanjona, fdswgq Tsy vonona hibanjina
Mihaotra ny hijoro, matahotra ny hikoro
Nefa ny fihevitra, Dia maha-talanjona
Hiriko raha ianao, no hizara ny hafatra
Indrindra hoan’ireo, tsy mahafantatra
Ho an’ireo tsy mino, sy minia manadino
tsy mahalala akory ny fandriky satana
Koa ny herinao ry Tompo, ofqf No angatahana hiasa
Mba hahafan’izy ireo, mijoro tononkira.serasera.org hamita ny asa
Dia ny hitory sy anambara, ny filazantsara
Mba tsy ho very, Na hijanona ho tantara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 960
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 18:56