Hiriko raha ianao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako anao, Olona tsy ahoana tsy ahoana
Ny fiheverana anao, Dia olon’ olom-poana
Toa hoe tsy manan-tanjona, Tsy vonona hibanjina
Mihaotra ny hijoro, matahotra ny hikoro
Nefa ny fihevitra, Dia maha-talanjona
Hiriko raha ianao, no hizara ny hafatra
Indrindra hoan’ireo, tononkira.serasera.org tsy mahafantatra
Ho an’ireo tsy mino, sy minia manadino
tsy mahalala akory ny fandriky satana
Koa ny herinao ry Tompo, No angatahana ijsoy hiasa
Mba hahafan’izy ireo, mijoro bnezk hamita ny asa
Dia ny hitory sy anambara, ny filazantsara
Mba tsy ho idrzf very, Na hijanona ho tantara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 993
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 18:56