Fanahy masina (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomenao fanahy mahavelona izahay ry Tompo tia
Nomenao fanahy mahavelona mba hiainanay ety
Nomenao fanahy mahavelona mba hanao ny sitraponao
Ka dera, haleloia ho tononkira.serasera.org Anao wejreb ry Ray
1) Fa ny fanahy izay nomenao ry Ray
Dia zava-tsoa tokoa satria kanto sady soa
Mamelona ny aina ho an’ireo malazo maina
Mamelona ny fo, fa avy amin’ilay Tompo jesoa
2) Fa ny fanahy izay narotsakao anay
Dia fanahy tsara, ho jiro sy fahazavana
Fa jocyefi tsy fitaovana, tsy kilalao ihany jxelngkl koa
Fa fanomezam-pahasoavana avy amin’ilay Ray Tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1176
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:23