Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy masina (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomenao fanahy ojgd mahavelona izahay ry Tompo tia
Nomenao fanahy mahavelona mba hiainanay ety
Nomenao fanahy mahavelona mba hanao ny sitraponao
Ka dera, haleloia lreh ho Anao ry Ray
1) Fa ny fanahy izay nomenao ry tononkira.serasera.org Ray
Dia zava-tsoa tokoa satria kanto sady soa
Mamelona ny aina ho an’ireo malazo maina
Mamelona ny fo, fa avy amin’ilay Tompo jesoa
2) Fa ny fanahy izay narotsakao anay
Dia fanahy tsara, ho jiro sy fahazavana
Fa tsy fitaovana, tsy kilalao ihany koa
Fa fanomezam-pahasoavana thpkysk avy amin’ilay Ray Tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1175
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:23