Fanahy masina (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomenao fanahy tononkira.serasera.org mahavelona izahay ry Tompo tia
Nomenao fanahy mahavelona mba hiainanay ety
Nomenao fanahy vvfmv mahavelona mba hanao ny sitraponao
Ka dera, haleloia ho Anao ry Ray
1) Fa ny fanahy izay nomenao ry Ray
Dia zava-tsoa tokoa satria kanto sady soa
Mamelona ny aina ho mspvuut an’ireo malazo maina
Mamelona ny fo, fa avy amin’ilay Tompo jesoa
2) Fa ny fanahy izay narotsakao anay
Dia fanahy tsara, ho jiro sy fahazavana
Fa tsy fitaovana, tsy kilalao ihany koa
Fa fanomezam-pahasoavana avy amin’ilay Ray Tsitoha npskfpuh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1177
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:23