Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa mpianatro ianareo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mahafinaritra sy tononkira.serasera.org ibpggyph tsara tokoa
Raha ny mpirahalahy
Miara monina mifanisy soa
Mifampitondra ho tena iray
2) Tsy mifanafina izay tena ao am-po
Na fifaliana na tomany
Miara mizaka izay rehetra manjo
Dia ny mbola eto an-tany
FIV:
Izany no famantarana, nomeny tety an-tany
Mifankatia, miara-dia, nrve miriharia
Ts’isy hoatr’izany
Izany no ahafantaran’ny rxefcd olona
Fa mpianatro ianareo
Raha toa mifankatia
Raha ny mpirahalahy
Miara monina mifanisy soa
Mifampitondra ho tena iray
2) Tsy mifanafina izay tena ao am-po
Na fifaliana na tomany
Miara mizaka izay rehetra manjo
Dia ny mbola eto an-tany
FIV:
Izany no famantarana, nomeny tety an-tany
Mifankatia, miara-dia, nrve miriharia
Ts’isy hoatr’izany
Izany no ahafantaran’ny rxefcd olona
Fa mpianatro ianareo
Raha toa mifankatia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 792
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 23:08
