Fa mpianatro ianareo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mahafinaritra sy tononkira.serasera.org tsara tokoa
Raha ny mpirahalahy
Miara monina mifanisy soa
Mifampitondra ho tena iray
2) Tsy mifanafina izay tena ao am-po
Na fifaliana na tomany
Miara mizaka izay rehetra manjo
Dia ny mbola eto an-tany
FIV:
Izany xdmrz no famantarana, nomeny kslp tety an-tany
Mifankatia, miara-dia, miriharia
Ts’isy swxn hoatr’izany
Izany no ahafantaran’ny olona
Fa mpianatro ianareo
Raha toa mifankatia
Raha ny mpirahalahy
Miara monina mifanisy soa
Mifampitondra ho tena iray
2) Tsy mifanafina izay tena ao am-po
Na fifaliana na tomany
Miara mizaka izay rehetra manjo
Dia ny mbola eto an-tany
FIV:
Izany xdmrz no famantarana, nomeny kslp tety an-tany
Mifankatia, miara-dia, miriharia
Ts’isy swxn hoatr’izany
Izany no ahafantaran’ny olona
Fa mpianatro ianareo
Raha toa mifankatia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 836
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 23:08
