Fa mpianatro ianareo (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mahafinaritra sy tsara tokoa
Raha ccsbhmd ny mpirahalahy
Miara monina mifanisy soa
Mifampitondra ho tena iray

2) Tsy mifanafina izay vtasewu tena ao am-po
Na fifaliana na tomany
Miara mizaka izay rehetra manjo
Dia fxmsgyhz ny mbola eto an-tany

FIV:
Izany no famantarana, nomeny tety an-tany
Mifankatia, miara-dia, miriharia
Ts’isy hoatr’izany
Izany tononkira.serasera.org no ahafantaran’ny olona
Fa mpianatro ianareo
Raha toa mifankatia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Ambohidroa
Hits : 793
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 23:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392