Andriamanitra oh (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra ô,
he lehibe ny soa izay nomenao
Ity mpanomponao
tsy mendrika ny olwu atao hoe zanaka
Tsy hainay ny tsy hisaotra
Tsy hainay ny tsy hidera Anao
Jehovah ô! Mpanavotra tononkira.serasera.org Ianao
Voavelanao izahay ka hafaka
2) Ireo toetra pjtliia ratsy teo alo,
navaozinao ka faly eram-po
Ka maivana ny entako
nafahanao tamin’ny gadrako aho
Ny rà izay nalatsako,
nahafoinao koa eozpawzm ny ainao
Ry tompo ô misaotra indrindra anao
voavelanao izahay ka afaka
he lehibe ny soa izay nomenao
Ity mpanomponao
tsy mendrika ny olwu atao hoe zanaka
Tsy hainay ny tsy hisaotra
Tsy hainay ny tsy hidera Anao
Jehovah ô! Mpanavotra tononkira.serasera.org Ianao
Voavelanao izahay ka hafaka
2) Ireo toetra pjtliia ratsy teo alo,
navaozinao ka faly eram-po
Ka maivana ny entako
nafahanao tamin’ny gadrako aho
Ny rà izay nalatsako,
nahafoinao koa eozpawzm ny ainao
Ry tompo ô misaotra indrindra anao
voavelanao izahay ka afaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1228
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:25
