Andriamanitra oh (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra ô,
he lehibe ny soa izay nomenao
Ity mpanomponao
tsy mendrika ny atao hoe zanaka
Tsy hainay ny tsy hisaotra
Tsy xxyowv hainay ny tsy hidera Anao
Jehovah ô! Mpanavotra Ianao
Voavelanao izahay ka hafaka
2) Ireo toetra ratsy teo alo,
navaozinao ka faly mcfrorni eram-po
Ka maivana ny entako
nafahanao tamin’ny gadrako aho
Ny rà izay nalatsako,
nahafoinao koa ny ainao
Ry tompo ô misaotra indrindra tononkira.serasera.org ciejkmgx anao
voavelanao izahay ka afaka
he lehibe ny soa izay nomenao
Ity mpanomponao
tsy mendrika ny atao hoe zanaka
Tsy hainay ny tsy hisaotra
Tsy xxyowv hainay ny tsy hidera Anao
Jehovah ô! Mpanavotra Ianao
Voavelanao izahay ka hafaka
2) Ireo toetra ratsy teo alo,
navaozinao ka faly mcfrorni eram-po
Ka maivana ny entako
nafahanao tamin’ny gadrako aho
Ny rà izay nalatsako,
nahafoinao koa ny ainao
Ry tompo ô misaotra indrindra tononkira.serasera.org ciejkmgx anao
voavelanao izahay ka afaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1300
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:25
