Andriamanitra oh (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra ô,
he lehibe ny soa izay nomenao
Ity mpanomponao
tsy mendrika ny atao hoe zanaka

Tsy hainay ny tsy hisaotra
Tsy hainay ny tsy hidera Anao
Jehovah ô! Mpanavotra Ianao
Voavelanao izahay ka hafaka

2) Ireo toetra ratsy teo alo,
navaozinao ka faly eram-po
Ka maivana ny entako
nafahanao tamin’ny gadrako aho

 
Ny rà izay nalatsako,
nahafoinao koa ny ainao
Ry tompo ô misaotra indrindra anao
voavelanao izahay ka afaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Ambohidroa
Hits : 859
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1009