TELEFONINA VAVAKA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitaovana maro mampiasa miparitaka be
Manana anarana tena malaza motorola, nokia, ZTE
Telefonina lazaiko aminao hafa sy miavaka
Fanahy osaosa sy feo mitoreo telefonina vavaka
Ref: Allô, allô Jesosy ô
Allô, allô valio ity antso ity
Allô, allô mila miari-tory ianao satria
Finoana mihitsy amin’ity finday ity no fahana (na) oe credit
Raha toa tsy mahazo hery miantso oe allô
Mandadiza mandoalika irery fa izany no misy réseau
Raha toa tsy miantso Jesosy Malala antsoy aloha ny foibe
Fanahy Masina ynvz mihitsy anie no mampita ny antso mandeha
Ref:Allô, allô…
Raha toa ka brttvo tsy miantso mihitsy foibe aloha tsy mitsitsy
In-telo isanandro raha vitsy raha tsy izany dia tbkd maty ny puce
Mitandrema ianao fa io tsy vazivazy Baiboly tononkira.serasera.org no tena mesazy
Mivavaka foana mikipy mihitsy fa tsy maintsy mahazo bonus
Ref:Allô, allô…
(Hira nindramin’ny IRAFIA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1012
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 26/02/2020 15:09