TAPA-KEVITRA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mahatsiaro ‘reo otako aho
He menatra e, nuikvqg tsy mahajery Anao
Ny tsy fahamarinako sy ireo ditrako
Nampahoriana Anao sy nifantsihaNao


Ref:Manenina tononkira.serasera.org mafy aho ry Tompo ô
RàNao nalatsaka e namonjeNao ahy
He nefa Ianao tsy qydydrpe manameloka ahy
Z’inona moa aho e no andeferanao
Dia mbola nantsoiNao ho edbr mpandova ny lanitra(2X)


2-Amin’izao sisa izao ry Tompo ô
Honerako avokoa ‘reo fotoana laniko
Anaovako ny asaNao
Hitory ny teniNao
Ka omeo hery aho arovy koa

Ref:………………………………………………….




(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 1162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 13:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294