MILA MPANAFAKA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriako ato anaty efa hatry rrjaun ny ela
Ny hiala amin’ny ratsy nangeja hatrizay
Nefa ny tenako tsy nety ho afa-bela
Ny eo fakam-panahy tsy resy
Io hafa indray
Tsapako fa ota maro no nataoko
Mitombo isan’andro koa ny hadalako
Toa voasakana aho anefa raha te hiala
Iza re no hanafaka ahy, iza no mahalala
Refrain: Jesoa, Jesoa
Nandresy fahafatesana
tononkira.serasera.org Nahafaka ota koa
Jesoa, Jesoa
Ny anaraNy no antsoinao
Ho lxomofx afaka ianao
Jesoa, Jesoa vonjeo ‘ty mpanota
Tanora vatana
Mila mpanafaka
Jesoa aza avela aho hanao dia mianotra
Midira zygkx ato am-poko Ianao
Ka manjakà
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Ny hiala amin’ny ratsy nangeja hatrizay
Nefa ny tenako tsy nety ho afa-bela
Ny eo fakam-panahy tsy resy
Io hafa indray
Tsapako fa ota maro no nataoko
Mitombo isan’andro koa ny hadalako
Toa voasakana aho anefa raha te hiala
Iza re no hanafaka ahy, iza no mahalala
Refrain: Jesoa, Jesoa
Nandresy fahafatesana
tononkira.serasera.org Nahafaka ota koa
Jesoa, Jesoa
Ny anaraNy no antsoinao
Ho lxomofx afaka ianao
Jesoa, Jesoa vonjeo ‘ty mpanota
Tanora vatana
Mila mpanafaka
Jesoa aza avela aho hanao dia mianotra
Midira zygkx ato am-poko Ianao
Ka manjakà
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 28/02/2019 09:59
