MILA ANAO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mba oaetzym rahoviana re Jesoa ô!
Ny zpwchl malagasy no ho afa-pahoriana
Mahatsiaro very,ka miangavy
Fanafahana tsy misy hatak'andro
Ref1: Mila Anao ‘zahay Jesosy o!
Aza ela fa sasa-miandry
Mba jereo ry Ray, ‘ty nosinay
Ny mahantra, ny marary,’reo migadra
2-Tanteraho aminay ny hoe
Raha ny Zanaka no hanafaka dia ho afaka
Levony koa urlho ny fitiavan-tena
Ny rehareha, fitiavan-karena
Ref2:Mila Anao Jesoa ity firenena
Ampianaro hanetry tononkira.serasera.org tena
Mba kasio ity fo ho babonao
‘Zahay vahoaka,,ny mpitondra,,maminao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Ny zpwchl malagasy no ho afa-pahoriana
Mahatsiaro very,ka miangavy
Fanafahana tsy misy hatak'andro
Ref1: Mila Anao ‘zahay Jesosy o!
Aza ela fa sasa-miandry
Mba jereo ry Ray, ‘ty nosinay
Ny mahantra, ny marary,’reo migadra
2-Tanteraho aminay ny hoe
Raha ny Zanaka no hanafaka dia ho afaka
Levony koa urlho ny fitiavan-tena
Ny rehareha, fitiavan-karena
Ref2:Mila Anao Jesoa ity firenena
Ampianaro hanetry tononkira.serasera.org tena
Mba kasio ity fo ho babonao
‘Zahay vahoaka,,ny mpitondra,,maminao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1727
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 05/03/2019 08:32
