MANDRAVA DEVOLY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto izahay IRAFIA faly miarahaba anareo
Tonga miara miredona ho fiderana mahafinaritra
Ho an'Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy
Asandratray ny tononkira.serasera.org dera sy laza ho Anao ry Tomponay
Réf:Miderà,mihirà fa mendrika izany ilay Jesosy
Ataovy ho ren'izao tontolo izao fa tsara
Tsara ny Andriamanitra
Ho resy lahatra ianao an'io
Fa Tia anao Izy io
2-Ho lazaina aminao anio resy io devoly io
Amin'ny anaran'i ndtwwtq Jesoa Kristy mialà ataph ka Mandehana
Efa voahomana ho anao ilay farihy afo mirehitra
Atambatray ny heriny,ny finoanay handrava ny momba anao
Réf: ....
Miala,miala,miala,miala
Miala ny fankahalana,fijanganjangana,ny Fialonana
Miala,miala,miala,miala
Ny gjie aretina,fitaka,lainga, ditra,trosa
Miala,miala,miala,miala
Ny havonavona,ny hakamoana,ny hamamoana
Miala

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 822
Likes : 0 Like
Created by : HoliarisoaH
Date : 06/04/2023 13:56