ITY JESOA ITY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ity Jesoa ity mba hafa loatra re
Fa dia nanaiky ho tononkira.serasera.org famonjena
Ka indro nidina nandao ny lapan-dRay
Tsy noterena ntkfjhv tsy noterana
Ity Jesoa ity no antsoina hoe Imanoela, Imahagaga, Tompo tsara na koa Kristy
Ity no ilay jdma Mpanjaka avo indrindra zanaky ny Ray hanavotra mpanota ety an-tany ety
Deraina, deraina hankalazaina
Jesoa Mpamonjitsika
Hosana Aleloia
Hajaina, hajaina qoafks sy lalaina
Lalaina ka omena ny voninanhitra
2-Ity Jesoa ity dia be fitiavana
Mpamonjy mora Mpamonjy mora
Mpanafaka tsy mba manavangavana
Tsy mpanakora tsy mpanakora
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Fa dia nanaiky ho tononkira.serasera.org famonjena
Ka indro nidina nandao ny lapan-dRay
Tsy noterena ntkfjhv tsy noterana
Ity Jesoa ity no antsoina hoe Imanoela, Imahagaga, Tompo tsara na koa Kristy
Ity no ilay jdma Mpanjaka avo indrindra zanaky ny Ray hanavotra mpanota ety an-tany ety
Deraina, deraina hankalazaina
Jesoa Mpamonjitsika
Hosana Aleloia
Hajaina, hajaina qoafks sy lalaina
Lalaina ka omena ny voninanhitra
2-Ity Jesoa ity dia be fitiavana
Mpamonjy mora Mpamonjy mora
Mpanafaka tsy mba manavangavana
Tsy mpanakora tsy mpanakora
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1283
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 28/02/2019 13:35
