Toy Inona alina (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy inona alina izao, bnjrxne Ry Fanahiko ppdwlvj lazao
Mbola hatory ihany ve? Nefa misy antso re
Indro ny Mpampakatra! Mitsangana hiakatra
O! avy ny maraina andro soa nantenaina
Jesosy tononkira.serasera.org koa lalaina Mpamonjy handrandraina
Ny fanilo entinao, Ry Fanahiko lazao
Misy solika va re? oygwpyl Mitandrema ka hendre!
Amboary mantsy izao, mba hamirapiratra ao
Matoky ve ianao, Ry Fanahiko lazao
Misikina mandrosoa, efa miandry re ny Ray
Hasambaram-be tokoa, sitrakao va re izay?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 1723
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 13/08/2020 11:59