Toy Inona alina (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy inona alina izao, Ry Fanahiko lazao
Mbola hatory ihany ve? Nefa misy antso re
Indro ny Mpampakatra! Mitsangana hiakatra

O! avy ny maraina andro soa nantenaina
Jesosy koa lalaina Mpamonjy handrandraina

Ny fanilo entinao, ctxnwu Ry Fanahiko lazao
Misy solika va re? Mitandrema ka hendre!
Amboary mantsy izao, mba hamirapiratra ao

Matoky ve ianao, Ry Fanahiko ezqrd lazao
Misikina mandrosoa, efa tononkira.serasera.org miandry re ny Ray
Hasambaram-be tokoa, exkpd sitrakao va re izay?

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2269