Izay matoky (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay matoky matoky an'i Jehovah
dia tahaka, dia tahaka ny tendrom-bohitr'i Ziona
Izay tsy vmmeji mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay

Tahaka ny tendrom-bohitra
manodidina an'i Jerosalema
No hanodidinan'i Jehovah ny olony
hatramin'izao ka ho mandrakizay

Jehovah, Tompon'ny maro ô!
Sambatra izay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha Baka izy
Dia gfetmgd ataonao misy tononkira.serasera.org loharano izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy

Miampy hery, niampy hery
eny am-pandehanana lpst izy
Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra
eo anatrehan'Andriamanitra
An'ny Ziona, an'ny Ziona izy rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8552