MIVAVAHA (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaha qngiulo ianao ka aza mety sasatra ry nofinidin'Andriamanitra
Fa ny Ray Tsitoha hihaino anao hihaino fatratra izay maharitra

Ny vavakao (ny vavakao atao) taraina sy talaho
miloatra tononkira.serasera.org avy ao am-po, Fa fefika manjo
Ny vavakao taraina atao mandra-maraina
atao mandra-kariva na dia pswcjvrn efa iva lvxpdd ny herinao
ny vavaka no hamaliana anao
Ka hody rariny ihany ny talaho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.775