AKAIKINAO RY JESO NO IRIKO (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao ry Jesô no iriko, o! manjombona ny eperucx tononkira.serasera.org andro rcjls ety
Ka ny fitiavanao bqfvl izay nofidiko, no mampitony ny foko ery
Akaikin'i Jesosy tia, hasambarana tokoa
Anilan'ny hery doria, no milanon'amin-tsoa
Akaikinao ry Jesô misy vonjy, fa maivana tokoa ny zioganao
O! Hianao re no efa nilonjy, ny fahotako nesorina izao
Akaikinao ry Jesô azo toky, fa resy ny fahafatesana
Faly sy ravo fa tantanan-joky, kolokoloina sy ambesana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 1069
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/10/2021 18:32