Tsy manary anao Ny Tompo (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo miantso anao koa manolora tena
Fa Izy anie tsy mba mandao antoky ny famonjena
Raha sendra fijaliana mba jereo Jesoa nihafy
Nefa, he nijinja fifaliana valin'asan'ny mpamafy
Aza kivy na malaina, eny mgbdhzvf mitoria ny Teny soa
Mazotoa mikely tvvkrni aina Tompo homba anao tokoa
Tahotra entin'ny satana 'zay nangeja hatrizay
Matokia fa hovahana fa mahery anie Ny Ray
Raha sarotra ny dia aza mierika sao very
Ary, mahereza matokia Jesoa Tompo hampahery
Mitoria tononkira.serasera.org hatrany hatrany 'zany anie no efa nekena
Ary euqg raha miala eto an-tany dia hisatro-bolamena
Raha sedraina ny fanahy amin'ireo loza maro be
Toa velon'ahiahy miantso vonjy toa tsy re
Mitsangana ry mpanompo 'zao no toky ho anao :
Tsy manary anao Ny Tompo fa miaraka aminao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 11/02/2024 05:55