Toy Inona alina (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy inona alina izao, Ry Fanahiko lazao
Mbola hatory ihany tononkira.serasera.org ve? Nefa misy antso re
Indro ny Mpampakatra! Mitsangana hiakatra

O! aedn avy ny maraina andro soa nantenaina
Jesosy koa lalaina Mpamonjy jmwwxhp handrandraina

Ny fanilo entinao, Ry Fanahiko lazao
Misy solika va re? Mitandrema ka hendre!
Amboary mantsy izao, mba hamirapiratra ao

Matoky ve ianao, Ry ggkdfja Fanahiko lazao
Misikina mandrosoa, efa miandry re ny Ray
Hasambaram-be tokoa, sitrakao va re izay?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Feo Mamatonalina
Vangy : 1725
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 13/08/2020 11:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0009