Fahafatesana mamiko loatra (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
drvhhfog Fahafatesana mamiko loatra
Fahalevonako muve nefa mamboatra.
Fahafatesan'i Jesosy soa
io no batisa ka tiako tokoa.
Sendra ny ady mangotraka indrindra mdgkuupj
Nefa faneva no enti-mamindra.
Mpitari-tafika tena mahay
Sady mpandresy koa Jesosy izay.
Ny jalijaliko nefa zakainy
Enta-mavesatro tononkira.serasera.org nefa sonainy.
Ny ranomasoko fafany ery
Sady ny rofy nalany tery.
Isan'andininy :
Indro fitiavana mandrakizay.
Mamelon-toky manomba sy hery
Nentin'ny Tompo namonjy ity very
Zary malala mpandova ny Ray
Fahalevonako muve nefa mamboatra.
Fahafatesan'i Jesosy soa
io no batisa ka tiako tokoa.
Sendra ny ady mangotraka indrindra mdgkuupj
Nefa faneva no enti-mamindra.
Mpitari-tafika tena mahay
Sady mpandresy koa Jesosy izay.
Ny jalijaliko nefa zakainy
Enta-mavesatro tononkira.serasera.org nefa sonainy.
Ny ranomasoko fafany ery
Sady ny rofy nalany tery.
Isan'andininy :
Indro fitiavana mandrakizay.
Mamelon-toky manomba sy hery
Nentin'ny Tompo namonjy ity very
Zary malala mpandova ny Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 1023
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 03/05/2022 14:41
