Hiara-mandeha Aminao (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiara-mandeha Aminao hatr'izao
Jesoa no iriko tokoa
O! Raiso ny tanako atsotr'Aminao
f.'atolotro koa ny fo
Handroso isan'andro na aiza aleha
Na svkoqbbb mora na sarotra hatao
Tsy hiala tokoa na hivadika re
ambara-pahatonga Aminao
Ambara-pahatonga yfmkwglj Aminao
Hiara-mitondra Aminao hatr'izao
ny hazo fijaliana
Fa maivana izany raha anilanao
ka hody fifaliana
Hiara-miasa Aminao hatr'izao
hitady izay very koa
Ka hanana fo hantra toy ny Anao
hanarina ny lavo koa
Raha ho avy indray tononkira.serasera.org tsy ho ela Ianao
Izaho handao ny ety
Hiaraka amin'ny navotanao
handova ny lanitr'ery
Ho sambatra indrindra ho tretrika koa
hanatrika wkfdxsf ny tavanao
Kanefa izay hifaliako tokoa
hiara-mitoetra Aminao
Hiara-mitoetra Aminao
Jesoa no iriko tokoa
O! Raiso ny tanako atsotr'Aminao
f.'atolotro koa ny fo
Handroso isan'andro na aiza aleha
Na svkoqbbb mora na sarotra hatao
Tsy hiala tokoa na hivadika re
ambara-pahatonga Aminao
Ambara-pahatonga yfmkwglj Aminao
Hiara-mitondra Aminao hatr'izao
ny hazo fijaliana
Fa maivana izany raha anilanao
ka hody fifaliana
Hiara-miasa Aminao hatr'izao
hitady izay very koa
Ka hanana fo hantra toy ny Anao
hanarina ny lavo koa
Raha ho avy indray tononkira.serasera.org tsy ho ela Ianao
Izaho handao ny ety
Hiaraka amin'ny navotanao
handova ny lanitr'ery
Ho sambatra indrindra ho tretrika koa
hanatrika wkfdxsf ny tavanao
Kanefa izay hifaliako tokoa
hiara-mitoetra Aminao
Hiara-mitoetra Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 3338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 13/08/2020 11:59
