Jesoa Fitiavana (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiaro mhqfjxjk anao ry Tompo
Menatra aho tuzq tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana

Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa yfsc novidiana lafo
tamin'ny Ranao ny tenako

Jesoa Malalako! tafio ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy

Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao tononkira.serasera.org anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feo Mamatonalina
Visites : 585
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 25/02/2024 09:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1661