O nahoana re (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O nahoana re no manjoretra
sa ny fahoriana tsisy fetra.
Moa tsy henonao ve ny antso feno toky
Manantòna fa havotako.

O nahoana re no toa mifaly
nefa ny fanahinao mijaly.
Entinao mihosin'amim-pahotana
Handrandrao izay hiafarana.

Na dia sendra ady txehb sarotra aza
dia fbvgwa manantena ny fandresena.
Na heverinao fa ady tsy sahaza
Iantao ilay mpamonjinao.

Isan'andininy :
Mbola miantso anao anie Jesosy
ry olo-manam-piaina-mikorosy.
Tsy ny marina anie no antsoiny
fa ireo mpanota tsy afoiny.
Hody ihany tononkira.serasera.org ve tsy hanadiva
Aza miandry ny iucdh andro ho hariva.
Fa ho neninao ny hatak'andro lava
raha tonga ny andro farany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Feo Mamatonalina
Vangy : 1227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 02/05/2022 22:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301