Feno toky (Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno toky ny fanahy tafatoetra eo Aminao
He tsy misy tononkira.serasera.org mampanahy gercmyju fa Ianao dia tsy mandao

Tsy mba diso zava-tsoa izay mikambana Aminao
Tena tretrika tokoa ireo izay arovanao

Ao ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery raha Ianao no aminay

Tompo tsara o! vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao

Raisonao ny saotra, dera entinay manompo Anao
Fa ny mibb vavaka ny hira ‘ndray ankinina Aminao

Isan'andininy dpxc :
Inona no mampahory, raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy tafatoetra eo Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MF
Vangy : 1608
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 03/05/2022 14:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0785