O nahoana re (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O nahoana re no manjoretra
sa ny fahoriana tsisy fetra.
Moa tsy henonao ve ny antso feno toky
Manantòna fa gjef havotako.

O nahoana re no toa mifaly
nefa ny fanahinao mijaly.
Entinao mihosin'amim-pahotana
Handrandrao izay hiafarana.

Na dia sendra ady sarotra aza
dia manantena ny fandresena.
Na heverinao fa ady tsy sahaza
Iantao ilay mpamonjinao.

Isan'andininy :
Mbola miantso anao anie tunnp Jesosy
ry olo-manam-piaina-mikorosy.
Tsy ny marina anie tononkira.serasera.org no antsoiny
fa ireo mpanota tsy afoiny.
Hody ihany ve tsy hanadiva
Aza miandry taoobupl ny andro ho hariva.
Fa ho neninao ny hatak'andro lava
raha tonga ny andro farany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296