O nahoana re (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O nahoana re no manjoretra vybekwq
sa tononkira.serasera.org ny fahoriana tsisy fetra.
Moa tsy henonao ve ny antso utpg feno toky
Manantòna fa havotako.

O nahoana re no toa mifaly
nefa ny fanahinao mijaly.
Entinao mihosin'amim-pahotana
Handrandrao izay hiafarana.

Na dia sendra ady sarotra aza
dia manantena ny fandresena.
Na heverinao fa ady alxmt tsy sahaza
Iantao ilay mpamonjinao.

Isan'andininy :
Mbola miantso anao anie Jesosy
ry olo-manam-piaina-mikorosy.
Tsy ny marina anie no antsoiny
fa ireo mpanota tsy afoiny.
Hody ihany ve tsy hanadiva
Aza miandry ny andro ho hariva.
Fa ho neninao ny hatak'andro lava
raha tonga ny andro farany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feo Mamatonalina
Visites : 1229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 02/05/2022 22:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296