Toy Inona alina (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy inona alina izao, Ry tononkira.serasera.org Fanahiko lazao
Mbola hatory ihany ve? Nefa misy antso re
Indro ny Mpampakatra! Mitsangana hiakatra
O! avy ny maraina andro soa nantenaina
Jesosy koa lalaina Mpamonjy handrandraina
Ny fanilo entinao, Ry Fanahiko lazao
Misy solika va re? Mitandrema ka hendre!
Amboary mantsy izao, mba hamirapiratra euwtm ao
Matoky ve ianao, Ry Fanahiko ngpkykpt lazao
Misikina mandrosoa, efa miandry re ny Ray
Hasambaram-be tokoa, ucjkesx sitrakao va re izay?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 1653
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 13/08/2020 11:59