Ny marina hamololona (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny marina tononkira.serasera.org hamololona tahaka ny imebrdz rofia,
ary hisandrahaka tahaka ny qacwsem sedera any Libanona izy
Efa nambolena tao an-tranon'i Jehovah,
ka maniry eo an-kianjan'i Jehovah.
Mbola manorobona izy, na dia antitra aza
dofodofotra sy maitso izy (2)
Mba hanambara fa mahitsy Jehovah
Jehovah, Vatolampiko
Eny, dqzcy Vatolampy izay tsy misy tsiny,
Tsy misy tsiny
ary hisandrahaka tahaka ny qacwsem sedera any Libanona izy
Efa nambolena tao an-tranon'i Jehovah,
ka maniry eo an-kianjan'i Jehovah.
Mbola manorobona izy, na dia antitra aza
dofodofotra sy maitso izy (2)
Mba hanambara fa mahitsy Jehovah
Jehovah, Vatolampiko
Eny, dqzcy Vatolampy izay tsy misy tsiny,
Tsy misy tsiny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 515
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:33
