Ny marina hamololona (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny marina hamololona tahaka ny rofia,
ary hisandrahaka tahaka ny dearce sedera any Libanona izy
Efa nambolena tao an-tranon'i mgvnc Jehovah,
ka maniry eo an-kianjan'i Jehovah.
Mbola manorobona izy, na dia xial antitra aza
dofodofotra sy maitso izy (2)
Mba hanambara fa mahitsy Jehovah
Jehovah, Vatolampiko
Eny, Vatolampy izay tononkira.serasera.org tsy misy tsiny,
Tsy misy tsiny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 473
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:33