Ny marina hamololona (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny marina hamololona tahaka ny rofia,
ary hisandrahaka tahaka ny sedera any Libanona izy
Efa nambolena tao an-tranon'i Jehovah,
ka maniry eo an-kianjan'i Jehovah.

Mbola manorobona izy, na dia antitra aza
dofodofotra sy maitso tononkira.serasera.org izy (2)

Mba hanambara fmjuejf fa mahitsy Jehovah
Jehovah, wcza Vatolampiko
Eny, Vatolampy izay tsy misy alezmfhx tsiny,
Tsy misy tsiny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7561