Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny dian'ny mpivahiny (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ifvpnix Mba aiza ny andon'aina, no tsy mirotsaka,
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry ztmh zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa be fiantra, onena anao.
Velominao ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana mahàna, he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho kely dia, ho hitanao.
Ampio aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro ianao ry tononkira.serasera.org zanako ?
Izaho anie tsy taiza fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko rjgd Ianao,
ho tody soamantsara ny diako izao.
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry ztmh zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa be fiantra, onena anao.
Velominao ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana mahàna, he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho kely dia, ho hitanao.
Ampio aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro ianao ry tononkira.serasera.org zanako ?
Izaho anie tsy taiza fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko rjgd Ianao,
ho tody soamantsara ny diako izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:39
