Ny dian'ny mpivahiny (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba aiza ny andon'aina, no tsy mirotsaka,
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa be fiantra, onena anao.
Velominao wfxmb ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana veyxmix mahàna, he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho kely dia, ho hitanao.
Ampio tononkira.serasera.org aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro ianao ry zanako ?
Izaho anie tsy taiza slnlhbp fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko Ianao,
ho tody soamantsara ny diako izao.
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa be fiantra, onena anao.
Velominao wfxmb ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana veyxmix mahàna, he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho kely dia, ho hitanao.
Ampio tononkira.serasera.org aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro ianao ry zanako ?
Izaho anie tsy taiza slnlhbp fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko Ianao,
ho tody soamantsara ny diako izao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 467
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:39
