Ny dian'ny mpivahiny (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba aiza ny andon'aina, no tsy mirotsaka,
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry yypjza zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa tononkira.serasera.org be fiantra, onena anao.
Velominao ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana mahàna, he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho kely dia, ho hitanao.
Ampio aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro kdsfuq ianao ry zanako ?
Izaho anie tsy taiza fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko Ianao,
ho mueda tody soamantsara ny diako izao.
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry yypjza zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa tononkira.serasera.org be fiantra, onena anao.
Velominao ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana mahàna, he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho kely dia, ho hitanao.
Ampio aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro kdsfuq ianao ry zanako ?
Izaho anie tsy taiza fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko Ianao,
ho mueda tody soamantsara ny diako izao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 466
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:39
